Tsy ho mandrakizay (Groupe Finoana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Tsy ho mandrakizay ny alahelon'olon'ory
Fa Jesosy irery ihany no hany hery fiarovany
Na mahantra aza ety, tsy haharitra tsy akory
Misy fetram-pijaliana, amin-tany ihedtk nolalovany
1- Ho diloilom-pifaliana ny lavelom-pahalahelovana
Fa marina Jesosy ka mandre ny fitarainany
owzyfhar Hampodiana ho vao indray ny hery, ny heriny torivana
Ny aizin’ny fiainany handefa taratra marainany
Ka aza atao, fa ianao dia ho very, Jesosy tsy hamela ho irery
Ref:
2- Hampodiana ho fandresena ny lohalika mandady
Homeny satro-boninahitra lqfjl ireo trotraky ny ady
Izay tsy nanan-kifikirana afa-tsy i Jesosy Tompony
Ireo ko mpandresy ka ho raiketiny amim-bokiny
Matokia ! Fa ataony ho mpandresy, ny lanitra tsy voafefy
Ref:
3- Ireo no mpandefitra tsy tononkira.serasera.org afaka nitraotra
Tao anaty fitsapana sy ny ady mafy loatra
Kanefa nahatoky sy nivelona tam-pinoana
Ireo no hiakanjo fotsy lava amin’ny andro fisehoana
F’izay mahatoky ! Hatramin’ny farany, no tsy faty ny anarany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Finoana AnosibeVisites : 272
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 20/01/2026 07:57