Modia (Groupe Daniel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miandry kapoka, izay vao hibebaka ô ô ô
Dieny mbola hita Izy, sady miantso anao a a a
Avia an-trano nbwkvh modia, Jesosy mandray anao (x2)
namoizany aina anie ny eilt nitiavany tononkira.serasera.org anao
narahina kapoka, nisy rà latsaka
be dia be izany fitiavana izany
sao dia tara ianao ka ianao indray no hitomany (x2)
Réf: . . .
mbola mandeha tsara ve izao ny fiananao
dia tsy taitra ianao andraso kely aloha
satria tsy mana-petra ve ny fitiavany
dieny fmjwvydq tiany ianao dia araraoty ihany (x2)
Réf: . . .
Jesosy mandray anao (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe DanielVangy : 743
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 29/08/2025 14:07