Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aza manahy! (Groupe Apokalypsy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nosaininao akory, raha nihevitra tokoa
Tsy izay tianao re no atao,
F’iza moa ilay miseho,sy misintona anao
Tsy hanao ny sitraky ny Ray, mba lazao
Aza miahy ny ho anareo amin’zao tontolo izao
Rainareo izay any an-danitra no katsaho.
Tsy mba tsinjonao va,voron’izay mpankato
Tsy dia hisidina eny foana no ataony
Tsy mamafy na jseb mijinja,tsy misaina ny ho ampitso
manantena hatrany hatrany ny anjara tsy mandao
tononkira.serasera.org Aza.......
Diniho tsara ny eny an-tsaha,voninkazo tsara be
Tena mampite-hizaha izy ireny
Tsy toy izany koa ve nomenxtj , isika eo amin’ny Ray
Aza miahiahy foana izay ho fitafianareo uetrlm

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe ApokalypsyHits : 3249
Likes : 0 Like
Created by : Bafota
Date : 27/12/2007 20:18