Fiainana (Ginot)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couple 1 :
Ny isfjhh fiainana ety! Mampitanondrika
Mampitomany, mahakivy
Ndraindray aho, ketraketraka tononkira.serasera.org mihitsy
Mandinika ny fiainako
Hoe ahoana ny jhvxip hafarana
Refrain : ×2
Ny fiainanay ety, Mampijaly
Mbola manantena fifaliana indray cjjwsu androany
Ny fiainanay ety, Mampitomany
Esory amiko Ray, kapoaka mangidy
Ny isfjhh fiainana ety! Mampitanondrika
Mampitomany, mahakivy
Ndraindray aho, ketraketraka tononkira.serasera.org mihitsy
Mandinika ny fiainako
Hoe ahoana ny jhvxip hafarana
Refrain : ×2
Ny fiainanay ety, Mampijaly
Mbola manantena fifaliana indray cjjwsu androany
Ny fiainanay ety, Mampitomany
Esory amiko Ray, kapoaka mangidy
--------
Lien:
