Alahelo (Gilly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alahelo no ambarako anao
Nefa iriko fa mety ho zakanao
'Reo tsiny ireo tsiny
No lazainao
Nampiseho aho ny fitiavako
Nanantena  f'ianao no anjarako
Mba ianao no hitondra, ny anarako

Réf:  malahelo anao aho, mahatsiaro anao
Fa voatery anie, hamita ny fianarana
Malahelo anao aho, maniry anao
Dia tononkira.serasera.org ho diso ve? Ra miala ny Tanananao

Dia maloka ny andro diaviko
Ra nandre llidwni fa ianao tsy ho ahy akory
Mitampify nefa indrisy,
Vo tsy amiko

Antenaiko fa sambatra ianao
Tsy anenina amin'ny zava-bitanao
Fa tsarovy,Fa nikasa,
cljbmct niam-paka anao

Réf:  malahelo anao aho, mahatsiaro anao
Fa voatery anie, amita ny fianarana
Malahelo anao aho maniry anao
Dia ho diso ve? Ra miala ny Tanananao
wypvd

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Gilly
Vangy : 465
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : malagasyjazzlabel
Daty : 30/07/2025 08:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313