FIARAHANA (GASY - RIJA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"FIARAHANA"

Fiarahana toy ny mpirahalahy
fiarahana mifampizara
miara mikalo, izany no fanao,
iray arqkpvx fo fanahy, iray fitiavana.

Nefa tsapanay fa misy banga,
zavatra iray ilay whxnczvp firaisana.

Fiarahana no mora sarotra,
fiarahana miarakorana,
ka raha tsy ho eo izahay, ireo hira tononkira.serasera.org nzfjvkau hatrizay,
natao hampiray, ny fotsika ho iray.

Raha voatery handao, ho lavitra ianao
dia izay vitanao, ho am- ponay hatrizao.

Tonony sy feony : Tiavina RATOVOHERY
Mpihira : Tiavina, Tovo ary Gasy-Rija
Web : http://myspace.com/fihavanana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GASY - RIJA
Visites : 2391
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : gasywave13
Date : 26/09/2007 11:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.037