An-tratranao ankavia (Gaëlle Tsirininofy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo ny angolanao aho
hialako aingana ety
mamoy amin'hafalianao
fa tsy mandona ny pi
Ny mozika tiako indrindra
an-tratranao ankavia
taratra hazavana ,
ny fijerinao ocdhamj mankafy
Mitsiry ny vfcr nofinofy
nafafin'ny masonao mijery
soratry ny tononkira.serasera.org fanahy
manasitrana fery
Ny fandrina no taratasy
isika sy ianao no penina
miady rima ny nofo
ny afo rehetra efa kqdymzag velona
hialako aingana ety
mamoy amin'hafalianao
fa tsy mandona ny pi
Ny mozika tiako indrindra
an-tratranao ankavia
taratra hazavana ,
ny fijerinao ocdhamj mankafy
Mitsiry ny vfcr nofinofy
nafafin'ny masonao mijery
soratry ny tononkira.serasera.org fanahy
manasitrana fery
Ny fandrina no taratasy
isika sy ianao no penina
miady rima ny nofo
ny afo rehetra efa kqdymzag velona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gaëlle TsirininofyVangy : 202
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Halala
Daty : 17/08/2026 08:19
