Fitsarana (Feon'ny Fitiavana Ampary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro farany izao
Manakaiky ilay fotoana
Hiavin’ny Tomponao
Hamoriany am-pamoloana
Hanavahany ny vary
Hanariany ny ankofa
Ka h’asehony miharihary
Izay mahery sy kanosa
Réf: ho avy ny fitsarana
Hitsarany izao tontolo izao
Ny ugkgw ratsy aoka hialana
Sao hanenina dmyxb mafy ianao
Mitsangàna mihazavà
Haoreno ny tononkira.serasera.org finoana
Anio ary dia miaingaha
tongava zzcqbpl malaky mifona
mba tsy hisian’ny nenina mafy
dia tapao anio ny hevitrao
manatona an’I Jeso mpanafy
fitafiana sy fianam-baovao
fadio ny mangatak’andro
fa raha mbola atao hoe anio
tongava sasaina ka mandro
ianao dia ho tonga madio
réf:….
(Anio ary dia miaingaha
tongava malaky mifona)*2
Manakaiky ilay fotoana
Hiavin’ny Tomponao
Hamoriany am-pamoloana
Hanavahany ny vary
Hanariany ny ankofa
Ka h’asehony miharihary
Izay mahery sy kanosa
Réf: ho avy ny fitsarana
Hitsarany izao tontolo izao
Ny ugkgw ratsy aoka hialana
Sao hanenina dmyxb mafy ianao
Mitsangàna mihazavà
Haoreno ny tononkira.serasera.org finoana
Anio ary dia miaingaha
tongava zzcqbpl malaky mifona
mba tsy hisian’ny nenina mafy
dia tapao anio ny hevitrao
manatona an’I Jeso mpanafy
fitafiana sy fianam-baovao
fadio ny mangatak’andro
fa raha mbola atao hoe anio
tongava sasaina ka mandro
ianao dia ho tonga madio
réf:….
(Anio ary dia miaingaha
tongava malaky mifona)*2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny Fitiavana AmparyHits : 1409
Likes : 0 Like
Created by : Missene Mianj's
Date : 10/08/2022 08:54
