Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAMANGY NY TANY (Feon'ny finoana "FJKM Ambanilalana Itaosy")
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Moa tsy Andriamanitra va !
No tonga mamangy ny tany ?
Manana ny herim-panahy
Hanala ny sento sy tomany
Zanaka nefxn lahy tokana
Mpanjaka Tompon’ny tompo
Tonga ho antsika manokana
Hamora ny fo feno kraytqp loto
Oh! Mba jereo,
Ilay teraka tao antranon’omby
Tsy mba nisehoseho
Fa nanetry tena Ilay Mpamonjy
Tsy mba lapa soa
No nidirana
Tsy mba zava-tsoa
No nisalorana
Ny Azy dia
Fihetrena mialoha ny fisandratana
(na Azy aza re!)
Na Azy aza ny harena
Tsy nataony zavatra ho tanana
Fa Mpamonjy no teraka ho antsika
(Izy ilay Mesia o!)
Izy ilay Mesia
Kristy ghazrqi Mpamonjy antsika
No tonga mamangy ny tany ?
Manana ny herim-panahy
Hanala ny sento sy tomany
Zanaka nefxn lahy tokana
Mpanjaka Tompon’ny tompo
Tonga ho antsika manokana
Hamora ny fo feno kraytqp loto
Oh! Mba jereo,
Ilay teraka tao antranon’omby
Tsy mba nisehoseho
Fa nanetry tena Ilay Mpamonjy
Tsy mba lapa soa
No nidirana
Tsy mba zava-tsoa
No nisalorana
Ny Azy dia
Fihetrena mialoha ny fisandratana
(na Azy aza re!)
Na Azy aza ny harena
Tsy nataony zavatra ho tanana
Fa Mpamonjy no teraka ho antsika
(Izy ilay Mesia o!)
Izy ilay Mesia
Kristy ghazrqi Mpamonjy antsika
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny finoana "FJKM Ambanilalana Itaosy"Visites : 2787
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nalaina
Date : 22/12/2010 09:21
