Handova Paradisa (Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona moa no tanjonao amin'ny fanarahana an'i Kristy?
Tsy mba handova paradisa an-danitra any ve?
Ilay toerana oray usfyliq nomanin'ny Ray
Hitoeran'ireo izay mino azy
Raha hatrizay ka miala regvwl ety an-tany
Ref:Ko raha tianao no ho isan'ireo
Mpandova izany Paradisa soa
Tsy misy afa tsy ny fandraisanao an'i Jesoa
Koa aza mangataka andro
Fa dieny zao mivavaha
Fa tsy hofantatrao ny andro izay vcjd iavian'nyTomponao
(Fa ho avy toy ny mpangalatra ny Tomponao)
Tsy mba irinao ve izany hiadam-pinaritra akaikin'ny Ray?
Amin' Amin'ilay paradisa soa lafatra tokoa
Tsy miditra ao ireo tsy niova fo
Tsy nety nandray ny Tompo Jesoa
Fa any amin'ny afo be no iafarany
Ref:koa raha tianao no hoisan'ireo
tononkira.serasera.org
Sitraka W

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A)Hits : 867
Likes : 0 Like
Created by : sitrakwheelers
Date : 03/10/2019 17:12