HO AN'ILAY NATERAKA AN-TRANOM-BILONA (FEO MIANTSO TSARAHONENANANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voahary rehetra, samy nankalaza
Nanerana ny vazantany efatra
Haleloia, haleloia,haleloia, haleloia ho an'Ilay nateraka an-tranom-bilona
Ny anjely rehetra, samy nanao feo fiderana
Tsy nanam-petra, hankalazana an'Andriamanitra Ray
Izay mitoetra, k'a amin'ny seza fiandrianana
Haleloia, haleloia, dera haleloia
sifovcj
Omeo Azy ny Dera
Omeo Azy ny Laza
Omeo Azy ny HAja
jtuqil bhnvjin tononkira.serasera.org Sy ny Voninahitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIANTSO TSARAHONENANANAVangy : 734
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dide
Daty : 21/12/2023 06:01