Tsy hay (FeniiH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Manotany tena za hoe
inona foana no antony
hitiavako anao (dia mbola ianao ihany)                    Tsy mijery hafa in-tsony
fa efa ianao irery
no ato am-poko ianao
Tsy misy hafa tsy ianao(dia mbola ianao ihany)    
                                                                                                 Ny saiko tsy mandry tsy eo anilanao                                        Miolampandry mangatsika tsisy anao          Isan'andro mantsy ny antsika toa miha mangatsika ilay paradisa
Mivadika ny saiko
Mihorohoro ny foko
Ianao no ilaiko
Ny anaranao no antsoiko
Miantso izaha hiresaka aminao
Na dia fantatro aza fa sahirana iana

Be ny olona mandalo izao fa tsy fantatrao
Lasa routine ny fianantsika isan'andro
Otrany madeha ho azy maraina hariva dia atoandro
Lasa toa ady foana no mameno ny ato antrano
Nefa ny antsika nivoady ho vary sy rango

Malm:
Dia za mihintsy vey?
Za vé n'tianao?
Viavy ey?sao mba trompe ianao
Za anie bandy jiolamboto
Efa zatrq nitoto tany anaty couloir
Za anie tsy tianao ey
Hainao ny fiainako 'fa fantatrao ey
Za tsy mitantara izany
Fa raha tinao dia izay izany
Fitiavantsika tsisy ahita izany
Izaho hoa tsy maditra izany
Fa anjaranao no mihaina izany viavyiiii

FA NY FITIAVANA NO LEHIBE INDRINDRA EEE....ZAAAY
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FeniiH
Hits : 1658
Likes : 0 Like
Created by : feniih
Date : 31/01/2018 18:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0829