Ny Teninao (Felana Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô tsisy toerana azoko aleha
Handosirako tsy ho tononkira.serasera.org tratran'ny teninao
Latsaka ao am-poko
Teny mahamay tsy mamela
Mampisavoaravoara ny anatiko ao
Anao tanteraka aho
Resaho fa mihaino aho
Ovao tanteraka aho
Efa nokasihinao, efa anao.
Resy e, tena resy lahatra aho
Fa ny Teninao dia tena aina nztevj vaovao
Tsy maintsy xmuuzd mandresy e,
Izay rehetra mandray ny herinao
Izay no ifikirako mafy aminao
Anao tanteraka aho...
Resy e, tena resy lahatra grlt aho ...
Anao tanteraka aho...
Resy e, tena resy lahatra aho...
Anao tanteraka aho...
Handosirako tsy ho tononkira.serasera.org tratran'ny teninao
Latsaka ao am-poko
Teny mahamay tsy mamela
Mampisavoaravoara ny anatiko ao
Anao tanteraka aho
Resaho fa mihaino aho
Ovao tanteraka aho
Efa nokasihinao, efa anao.
Resy e, tena resy lahatra aho
Fa ny Teninao dia tena aina nztevj vaovao
Tsy maintsy xmuuzd mandresy e,
Izay rehetra mandray ny herinao
Izay no ifikirako mafy aminao
Anao tanteraka aho...
Resy e, tena resy lahatra grlt aho ...
Anao tanteraka aho...
Resy e, tena resy lahatra aho...
Anao tanteraka aho...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Felana RasolondraibeVangy : 1686
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 01/02/2022 22:30
