RAY O ! MISAOTRA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompoko sy Andriamanitro Ianao no asandratro Ary hanandratako
Izany fanahiko, Noho Ianao namaly vavaka ahy, Sy namelona indray ity reraka am-panahy
Fiv :
Atao blvwbrd ahoana ! ? Ry Tompo atao ahoana e ! ?
Ny hisaotra Anao ! ? Ny hisaotra Anao
Tsy ampy foana. Tena tsy ampy foana e !
Ny andro hi … Ny andro hiderako Anao ! !
Te hiantso skxhzx aho. Te hiantsoantso aho
Hikiaka hoe … Te hikiaka hoe : " Ray ô ! Misaotra e ! "
Ray ô, Ray ô misaotre ! Misaotra Anao ! ! Ray ô ! sbusedn Misaotra Anao
Ny tononkira.serasera.org aretiko izay nandazo ahy, Nanasitrana ahy Ianao, Ary koa nanafaka ahy
Tamin’izany Ianao, Ny fatotra izay nangeja ahy Ankehitriny novahanao, Tena afaka aho izao

--------
Rohy: