You are here: home > Tononkira > FEFI

NDAO GÔNA ! (FEFI)

1-
Fa manino ianao zama,Mbola misalasala
Hivavaka amin’I Jesosy
Hialao iangy vavy Ny fanompoan-tsampy
Fa tsy mahavonjy.

Réf:
Ô! Rankoay! Azafady edy ma!
Andao gôna iarak’am’ Jesosy e!
( Andao gôna!(3)Ndao ndao ndao! ) X2

2-
Atononkira.serasera.orgjanony am’izay Ny joronao bala
Fa tsy mahavonjy
Ny razana tsy mitahy K’aza tompoina
Jesosy no mahavonjy.

3-
Apetrahy am’izay Ny toaka sy sigara
Fa mambotry mpianakavy
Io mbôso ratsinao io Mba apitray akany,
Fa tsy sitrak’i Jesosy.

Josea (mpihira : Peno)

Mpihira : FEFI
Mpamaky : 1413
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mbahoirayihanyizyrehetra
Tamin'ny : 02/01/2015 16:57:05
ID : 6996

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo