MIRAVOA RY TANIKO (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso fanantenan’ny taninay,
Mahery sady mahavonjy ny tananao
MIRAVOA Ô! RY TANIKO
NY TOMPO IZAO MISANDRATR’EO AMINAO²
MIFALIA Ô! MIRAVOA RY TANIKO (x4)

Jeso lay loharanon’ny fiainanay
Mba omeo zay mahasoa ity taninay…
TSY AN’ASA izao mitombo isa, mila an’I Jeso
REO SAMPY maro sy n’sisa, mila an’I Jeso
KORONTAN-DAV’ sy ditra, mila an’I Jeso
ARENTIN-DOZ’ miditra, mila an’I Jeso

OYE! , OYE! (Vonjeo ny taninay) ,
RY JESO MPANJAKA
OYE! , OYE! (F’Ianao irery ihany),
RY JESO N’MPANAFAKA (x2)

FIANGONANA mitombo isa,
vel(on)a Jeso
FIFOHAZANA mitombo isa,
mias’ i Jeso
Vel(on)a Jeso!
VEL(on)a JESO!
Mias’I Jeso!
MIAS’I JESO!
Jeso Vel(on)a!
VEL(on)a JESO!
Jeso Mias’I! MIAS’I JESO!

Ka n’inona mitranga! I JESO NO ANTSOY!
Ka n’inona no banga!RY JESO MBA FENOY!
K’aza misalasala! FA VEL(on)a JESO!
K’aza mihanahana! MIAS’I JESO!HALELOIA! HOUH! HOUH! (x15)

Tsy honohono, zava-misy io Jeso
Fa mihamihodin’aminao ny vahoaka izao e!
Tongava mihintsy ho’aho Jeso ka afaho avokoa
F’aza aringanao mihintsy raha mbola misy
Na vitsy aza ao,
manana anao MANANA AN’I JESO (x3)
SAMBATRA Ô! SAMBATRA HO SAMBATRA TOKOA, ITY FIRENEKO
RAHA JEHOVAH NO ANDRIAMANINY

Haleloia! HOSANA! (x7) HALELOIA! - -
Ô! SAMBATR’AHO!

mAmi
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 1179
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718