MIANDRANDRA ANAO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Miandrandra anao
Ny vahoakanao
Ry Andriamanitra ao an-danitra
Manatreha anay
Ny firenena e (o mba jereo, o mba jereo)
Mahonena e (Ka mba vonjeo, ka iehzunb mba vonjeo)
No hiangavianay (no hiangavianay anao)
Sy hitalahoanay (sy hitalahoanay)
Ny mpitondra anay, Ny dscisav vahoaka koa
Tena hifandray, Sady hifanasoa
2
Mba henoinao,
Zahay mitalaho
Miangavy re avelao E
Ny helokay be
Tena mila anao tononkira.serasera.org (Mila anao e miala anao)
Mba hampahery (hampahery, hampahery)
Hanolo-tsaina (Hanolo-tsaina, hanolo-tsaina)
Sy fahendrena (fahendrena)
Ka ny taninay, zay maminay
Ho zynrrhm finaritra , sy hiadana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1109
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 18:00