You are here: home > Tononkira > FEFI

MANDEHANA MITORIA (FEFI)

https://tononkira.serasera.org/hira/fefi/mandehana-mitoria

1
Mandehana any amin’izao tontolo izao hianareo
Ka mitoria Teny soa Mahafaly ny olombelona rehetra
Izay mino sy atao batisa no ho vonjena sy ekena
Hiditra ny lanitra Mahafinaritra sy mahafaly
Zany mitory sy manandra-peo
Fa hanana fiainam-baovao hianao Raha mandray an’iTsiky dia ampy Jeso izao

2
Mandehana ka ataovy mpianatra ny firenena rehetra
Ampianaro azy izay rehetra nandidiako anareo
Indro izaho momba anareo mandrakariva ary ho mandrakizay
Tsy mba hierika intsony izahay
Na dia tsy maintsy miatrika ady mahamay
Fa ekenay amin’ny fifaliana tokoa Ny hanambara anao ry Jeso.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEFI
Mpamaky : 578
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rado6185
Tamin'ny : 02/01/2015 13:16:06
ID : 6935

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo