You are here: home > Tononkira > FEFI

AVIA HITSAOKA AZY (FEFI)

https://tononkira.serasera.org/hira/fefi/avia-hitsaoka-azy

Ooh ooh ooh!(4)
Indro ‘lay alina zay masina Tong’ilay Mpanavotra,
Ianao mba mihainoa, ô! Mihainoa
N’ feon’anjely sambatra! Mlaza fa vao teraka N’Zanak’Andriamanitra Mihainoa izao.
Mandry fehizay,fehizay fehizay!
Mandry fehizay!x2 Iiii ii iiiiz!
Mandry fehizay(3) I----(z)!
Avia ry mino (hi)faly sy hihoby
Avia avia hankany Betlehem.
Andao sik’hitsaok’Azy Hiankohok’amin’Az
Hanme zavatra ho Az Maaanomeza. X2
aVia hitsaok’Azy zay Tomponao.
Tsy n volamen’ihan() Tsy n zavatononkira.serasera.orgmanitr’ihan()
Tsy ny mior’ihan() Fa ianao no ilain()
Ka ny fiainanao,ny fanahinao,
Ny fonao,ny sainao,no atolory Azy(ô!avia)
Avia hitsaoka Azy(ô!avia)
Avia hitsaoka, avia hitsaoka---a!!!
Fa mendrika, laza sy voninahitra
Mitsangan’izahay manandratr’Anao
Jehovah!Fa nomenao anay ny zanakao.
Fa mendrik’ asandratra Jehovah Ray
Fa mendrik’ asandratra Mandrakizay
Fa nomenao ny Zanakao
Lahitokanao, hamonjena anay x2
aSandratray houh! Houh! Avo Ianao Jehovah Ray
aSandratray houh! Houh! Anio sy mandrakzay--!

mAmi

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEFI
Mpamaky : 720
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mbahoirayihanyizyrehetra
Tamin'ny : 02/01/2015 16:57:09
ID : 6995

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo