You are here: home > Tononkira > FEFI

ATOKAKO HO ANAO (FEFI)

https://tononkira.serasera.org/hira/fefi/atokako-ho-anao

1 - Atokako ho anao Tompo ô !
Ny fiainako ny androko
Ny molotro no hiderako anao
Mitady anao fatratr’aho
2 - Atolotro ho anao Tompo ô !
Ny foko sy ny tenako
Ka mino aho fa ianTsiky dia ampyao Tompo ô !
No hany mahavonjy ahy
3 - Ifonako aminao Tompo ô !
Ny heloka vitako
Raiso ny fiainako ry Tompo !
Mahantra ity zanakao
Fiv. Fa Ianao ry Tompo !
No andriko (andry)
Mba tohanonao
Jeso ny fiainako

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEFI
Mpamaky : 2597
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Tamin'ny : 24/10/2004 23:03:27
ID : 2660

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo