ANY AN-DANITRA ANY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv
Misy toerana mahafinaritra fmfdqc any an-danitra any (2)
Anjely maro sy ireo tra-bonjy no mipetraka any ô (2)
Hirahira sy fiderana no atao any (2)
Fa santatry ny fiderana mrboihg ihany ny eto an-tany
1
Misy milaza fa nofinofy Ny fianan-tsy hita ka tsy mahatoky
Be no milaza fa ny eto an-tany No fiainam-piadanana tena tsara
Ka mihifikifika mafy fo Raha mba hitoriana ny teny soa an ! an!
Nefa hoy izahay hoe:
2
Ambara ukanroxa aminao anefa ankehitriny Fa isika izao dia mpivahiny
Fandalovana ihany ny eto an-tany Ka samia mivonona hatrany hatrany
Mba hiandrandra sy hankamamy Ilay fianam-baovao any an-danitra any an :
Ka hoy izahay hoe
3
Lalana tokana no hombana Raha te ho tonga amin’ilay tanana
Hihaona any isika f’izao no atao Raiso Jesosy ho ao anatinao
Fa toerana soa tsy mba mankalao Ilay Jerosalema vaovao an ! an !
Ka hoy izahay hoe:
4
Dada sy Neny ô faingana ianao Fa efa miandry ny Tomponao
Zoky sy zandry henoy izao Aoka homanina ny hoavinao
Fa Jesosy Tompo tononkira.serasera.org efa nanambara Fa hanamboatra fitoerana tsara an! An!
Ka andao ary e !
Elia (zanak'ondry)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 3107
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:57