Ny tia sy ny tiana no tafaray (Fara sy Nest)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tia sy ny tiana no tafaray
Paraky sy bylhlva laro re rohy
Fitiavana sahala blwns ny anay
Mifaningo-paka sy mifandroy
Bararata no ladininy mba mifanohana ka tsy manahy
Ny foko sy tgmep ny anao miara-mitempo tononkira.serasera.org mandra-maty
(x2)
Ka dia matokia re ry aiko
Ny mivadika dia tsy haiko
Ka n'iza n'iza hankahala, ho anao irery aho ralala
Bararata noladinim-bahy mifaningotra aina ka tsy manahy
Ny foko dia lasanao, ny anao kosa mba ahy
Ny tia sy ny tiana no tafaray
Paraky sy laro re rohy
Fitiavana sahala ny anay
Mifaningo-paka sy mifandroy
Bararata noladinim-bahy mifanohana ka tsy manahy
Ny foko sy ny anao miara-mitempo mandra-maty.
A/C : Raza-Therack, Teraka Ramamonjisoa
Decca 155.042

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fara sy NestVangy : 232
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 19/05/2026 18:03