Anilanao (Faniry Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'aiza misy ahy ho tononkira.serasera.org tsaraoko foana ianao
Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
Amin'ny alina mangina
Ianao no ao an-tratrako ao
Harenako ianao tsy atakaloko
Satria lamba hirakofako
Ireo dina xikklk izay izay natao
No hajaiko No ho Ianao
Satria ianao no ilay nofinidy
Na amin'ny mamy na mangidy
Ireo pyljtfhx rendrarendra eto an-tany
Dia nafoiko noho noho Ianao
Raha sendra fhxr aho ka tomany
Ianao anilako ao
Ireo dina......
Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
Amin'ny alina mangina
Ianao no ao an-tratrako ao
Harenako ianao tsy atakaloko
Satria lamba hirakofako
Ireo dina xikklk izay izay natao
No hajaiko No ho Ianao
Satria ianao no ilay nofinidy
Na amin'ny mamy na mangidy
Ireo pyljtfhx rendrarendra eto an-tany
Dia nafoiko noho noho Ianao
Raha sendra fhxr aho ka tomany
Ianao anilako ao
Ireo dina......
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Faniry RaelisonVisites : 1583
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mhj Rmt
Date : 18/08/2022 22:29
