Teo (EVA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teo, teo ankazo fijaliana niantonan'ny mpamonjy
Avotry ny otany izay mino
Nefa tsy mba meloka akory, tsy nanota tsisy tsiny
Fa fitiavana, fitiavana
Teo nanehoana tamintsika ny fitiavan'ilay Ray
Indrafo miavaka ho rrumkw antsika

Teo tononkira.serasera.org ampototr'ilay hazo nisy ireo nanakora
Nihomehy, nandatsa, namono

Maty mba hisolo ny mpanota, maty teo gologota
Soloko, egvs solonao, solontsika
Nefa tsy mba meloka akory, tsy nanota tsisy qipbnhmb tsiny

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : EVAVangy : 924
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokytana1804
Daty : 03/01/2023 09:57