Niserana (El-Boy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola adolantsento izy dia namelana ilay fitia
Mbola adolantsento izy dia nahatsiaro voadonam-pitia
Raha ny momba azy aloha tsy nataony sakana ho andri
Satria nibitsika mangina ny fony
Hoe raha omena anao dia hafoiny ny fony ho anao
Efa niezaka ihany ianao fa,
Nanome fitiavana fa izy no nandà
EFa mba nafoinao ho anazy izay vnzw rehetra taminao tany
Ka jereo ny fonao maratra latsa-tomany
Fijaliana foana tsisy fiafarany
Aza manaiky fa miodina ny tany
Fa raha olona tsy tia tsy natao hampijaly izany
Aleo izy handeha raha tsy azo tanana
Aleo izy handeha ho any alavitra any
Aleo izy handeha hikaroka hasambarana
Aleo izy handeha f'ilay fitia efa niserana
Hatreto miandry anao hiova
Hatreto tsy debqpud tsapanao fa narary izy iny
Nijaly foana izy e, nihafy ho anao izy e
Ka nivadika ny pejy, nandeha ny taona
Tsapany efa nihena teny foana
Nefa izy tsy mba niteny na dia nandre
Hoe any antratran'olon-kafa ianao no nandeha
Tokana ny lalana makany a
Fitiavana no anaran'izany e
Tsikitsiky rakotra tomany
Ranomasom-pifaliana izany e
Noheveriny fa taratra hazavana
Hoe any no hahitany ny hafanana ho azy
Lasa fahatsiarovana
Torovana izy nanaovanao azy
Efa niezaka ihany ianao fa,
Nanome fitiavana fa izy no nandà
Efa mba nafoinao ho anazy izay rehetra taminao tany
Ka jereo ny fonao maratra latsa-tomany
Fijaliana foana tsisy fiafarany
Aza manaiky fa tononkira.serasera.org mihodina ny tany
Fa raha olona tsy tia tsy natao hampijaly izany
Aleo qowav izy handeha raha tsy azo tanana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : El-BoyHits : 2641
Likes : 1 Like
Created by : hery
Date : 31/10/2021 16:45