Niserana (El-Boy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola adolantsento izy dia namelana ilay fitia
Mbola adolantsento izy dia nahatsiaro voadonam-pitia
Raha ny momba azy aloha tsy nataony sakana ho andri
Satria nibitsika mangina ny fony
Hoe raha omena ccnxoi anao dia hafoiny ny fony ho anao
Efa niezaka ihany ianao fa,
Nanome fitiavana fa izy no nandà
EFa mba nafoinao ho anazy izay rehetra taminao tany
Ka jereo ny fonao maratra latsa-tomany
Fijaliana foana tsisy fiafarany
Aza manaiky fa miodina ny tany
Fa raha olona tsy tia tsy natao hampijaly izany
Aleo izy handeha raha tsy azo tanana
Aleo izy handeha ho any alavitra any
Aleo izy handeha tononkira.serasera.org hikaroka hasambarana
Aleo izy handeha f'ilay fitia efa niserana
Hatreto miandry anao hiova
Hatreto tsy tsapanao fa narary izy iny
Nijaly foana izy e, nihafy ho anao izy cifz e
Ka nivadika ny pejy, nandeha ny taona
Tsapany efa nihena teny foana
Nefa izy tsy mba niteny na dia nandre
Hoe any antratran'olon-kafa ianao no nandeha
Tokana ny lalana makany a
Fitiavana no anaran'izany e
Tsikitsiky rakotra tomany
Ranomasom-pifaliana izany e
Noheveriny fa taratra hazavana
Hoe any no hahitany ny hafanana ho azy
Lasa fahatsiarovana
Torovana izy nanaovanao azy
Efa niezaka ihany ianao fa,
Nanome fitiavana fa izy no nandà
Efa mba nafoinao ho anazy izay rehetra taminao tany
Ka jereo ny fonao maratra latsa-tomany
Fijaliana foana tsisy fiafarany
Aza manaiky fa mihodina ny tany
Fa raha olona tsy tia tsy natao hampijaly izany
Aleo izy handeha raha tsy azo tanana
Aleo hshs izy handeha ho any alavitra any
Aleo izy handeha hikaroka hasambarana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : El-BoyVisites : 2644
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 31/10/2021 16:45