Zakaiko (El-Boy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanomia hasambarana aho hatry ny ela
Tsy norarahianao ty fitaraignako ô
Taminao ah ny foko no efa tavela,
Baby ô, mbola ho tsapanao zany e, eia e

Mafy amiko mahita anao mitsiky
Mahita anao antanan'olonkafa
Za tompony lasa mitsiriritra
(marary e)

Fa valin'iny ampitso mbola tsy hainao
Androany no falifaly
Hahita ny tiako aho dia mbola ho tsapanao
Fa mangidy ny mitomany

Fa zah tsy eo intsony no hamafa azy
Mahazo mandeha enao ô
Fa zah tsy eo intsony no hamafa azy
Hamafa ny ranomasonao
Tsia ts'izaho intsony no hamafa azy
Ny anarako fafao ao am-ponao
Fa ts'izaho intsony no hamafa azy
Hamafa ny ranomasonao
Tsia ts'izaho intsony no hamafa azy e

Raha azoko natao dia naverina
Fa izao ianao milaza tsy hampirafy anah intsony
Tsy maninona fa zakaiko
Hijinja ny nafafinao hanenina
Lehilahy tsy boka herintaona malala,
Ny ditra nataonao, ianao no mahalala
Izao ianao indray no mifona baby ô
Mba tianao va raha avaliko aminao
Mba tianao va raha ataoko aminao
Mba tianao va raha avaliko aminao
Nefa tsy ho zakanao anie ny ngidiny

Fa valin'iny ampitso mbola tsy hainao
Androany no falifaly
Hahita ny tiako aho dia mbola ho tsapanao
Fa mangidy ny mitomany

Fa zah tsy eo intsony no hamafa azy
Mahazo mandeha enao ô
Fa zah tsy eo intsony no hamafa azy
Hamafa ny ranomasonao
Tsia ts'izaho intsony no hamafa azy
Ny anarako fafao ao am-ponao
Fa ts'izaho intsony no hamafa azy
Hamafa ny ranomasonao
Tsia ts'izaho intsony no hamafa azy

Lehilahy tsy boka herintaona malala,
Ny ditra nataonao, ianao no mahalala
Izao ianao indray no mifona baby ô
Lehilahy tsy boka herintaona malala,
Ny ditra nataonao, ianao no mahalala
Izao ianao indray no mifona
Fa mangidy ny mitomany


Fa zah tsy eo intsony no hamafa azy
Mahazo mandeha enao ô
Fa zah tsy eo intsony no hamafa azy
Hamafa ny ranomasonao
Tsia ts'izaho intsony no hamafa azy
Ny anarako fafao ao am-ponao
Fa ts'izaho intsony no hamafa azy
Hamafa ny ranomasonao
Tsia ts'izaho intsony no hamafa azy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : El-Boy
Vangy : 1514
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 21/08/2021 08:46
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0121