Ravorona (Edgard RAVAHATRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny hono izy ravorona Ento manaraka anao
Rehefa mangina avereno
Aty aminay
Iny hono izy ravorona
Ento misidina ambony
Rehefa mangina ajanony
Rehefa misinda ny fony
Fa aza avela
Fa sao mianjera
Aza avela
Hody hono izy ravorona
Leo ny manaraka anao
Efa nangina avereno
Nidina eny aminao
Hody hono izy ravorona
Renoky ny sidinao
Efa nangina ajanony
Efa nitony ny fony
Misaotra anao izany
Namaky ny havoana iny
Manga ny diako
Tsara ny lalàna e
Misaotra anao ravorona
Namaky ny habakabaka iny e
Tsara ny diako
Tsara ny lalàna
Fa aza avela
Fa sao dia mianjera
Aza avela, ravorona
Iny hono izy ravorona
Ento misidina ambony
Rehefa mangina ajanony
Rehefa misinda ny fony
Misaotra anao ravorona
Namaky ny habakabaka iny
Manga ny diako
Tsara ny lalàna e
Misaotra anao ravorona
Namaky ny habakabaka iny e
Tsara ny diako
Tsara ny lalàna
Iny hono izy ravorona o
Ento manaraka anao
Mangina mangina e
Hisidina ambony, hisidina ambony
Misaotra anao izany
Namaky ny havoana iny
Manga ny diako
Tsara ny lalàna e
Misaotra anao ravorona
Namaky ny habakabaka iny e
Tsara ny diako
Tsara ny lalàna
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Edgard RAVAHATRAVangy : 2095
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 19:30