Malahelo

Lohateny Malahelo
Nampiditra jazz666
Tamin'ny 14/04/2005 13:20
Vangy : 451
   G          D/F#                Em   
   Malahelo aho fa hody ianao rahampitso 
   C          G/B          Am
   Nilaozanao izany ty tanana an!
   G        D/F#         Em
   Maharary ty foko manirery
   C           G/B              Am
   Mahatsiaro anao ny akama tena fa very 

   


       G        D            Am
REF:  Lasa ianao fa tsy tamana an
          G        D         C
          Nilaozanao ity tanana 
          G        D         Am
          Lasa dila fa tsy tana 
           G        D         C           Cm
          Tavel'irery ity tanana 

   

 Iza indray no ho namako 

 Itafako sy ilalaovako

 Maharary ty foko manirery 

 Mahatsiaro anao ny akama tena fa very 



REF:............
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0076