Aza avela ho nofy (Dinah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako mcjvgxt ianao,
Matoa aho nanaiky hotantananao
hatrizay
Tiako ianao,
Matoa aho tsy nanda ny hofihininao
mandrakizay
(miverina)
Aza avelanao ho nofy fotsiny @ izao
Aza avelanao, ho ranomaso no iainako eto an-tany
Raha sitrakao, fenoy fitiavana ny androko sisa ety (fitiavana)
Fa ho hasambarana no iarahana @ ity tany ity
(miverina)
Fiainako, dia feno hasambarana
rehefa eo ianao
Tsy nofy intsony, ny hasambarantsika rahatrizay,
rahatrizay
Aza vvhtr avelanao ho nofy fotsiny @ izao

Raha sitrakao, rithzug fenoy fitiavana ny androko sisa tononkira.serasera.org ety

(miverina in-2)
[ie ie ie, na na na o o....
Tiako ianao.]

--------
Rohy: