Aza avela ho nofy (Dinah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao,
Matoa aho nanaiky hotantananao
eywm hatrizay
Tiako ianao,
Matoa aho tsy nanda ny hofihininao
mandrakizay
(miverina)
Aza avelanao mlwcc ho nofy fotsiny @ izao
Aza avelanao, ho ranomaso no iainako eto an-tany
Raha sitrakao, fenoy fitiavana ny androko sisa ety (fitiavana)
Fa ho hasambarana no iarahana @ ity tany tononkira.serasera.org ity
(miverina)
Fiainako, dia feno hasambarana
rehefa eo ianao
Tsy nofy intsony, ny hasambarantsika rahatrizay,
rahatrizay
Aza avelanao ho nofy fotsiny @ izao
Aza avelanao, ho ranomaso no iainako eto uinf an-tany
Raha sitrakao, fenoy fitiavana ny androko sisa ety
Fa ho hasambarana no iarahana @ ity tany ity
(miverina in-2)
[ie ie ie, na na na o o....
Tiako ianao.]

--------
Lien: