Aza avela ho nofy (Dinah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao,
Matoa aho nanaiky hotantananao
hatrizay
Tiako ianao,
Matoa aho tsy nanda ny hofihininao
mandrakizay
(miverina)
Aza avelanao ho wwkwnro nofy fotsiny @ izao
Aza avelanao, ho ranomaso no iainako eto an-tany
Raha sitrakao, fenoy fitiavana ny androko sisa ety (fitiavana)
Fa ho hasambarana no iarahana @ ity tany ity
(miverina)
Fiainako, dia feno hasambarana
wtegj rehefa eo ianao
Tsy nofy intsony, ny hasambarantsika rahatrizay,
rahatrizay
Aza avelanao tononkira.serasera.org ho nofy fotsiny @ izao

Raha sitrakao, fenoy fitiavana ny androko sisa ety

(miverina in-2)
[ie hyipb ie ie, na na na o o....
Tiako ianao.]

--------
Link: