IANAREO NO FAHAZAVAN'IZAO TONTOLO IZAO (DIMBY MIARA-MIRINDRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bmzlnq              IANAREO NO FAHAZAVAN\\’IZAO TONTOLO IZAO
Ianareo no fahazavan’izao tontolo izao
Izany no hafatry ny Tompo ho ahy sy ho jinehwtk anao
Isika izao tononkira.serasera.org no hanafaka ny haizim-pito ety,isika izao
Isika izao no miaramila an’i Jesoa Kristy

Isika izao no efa niposahan’ny mazava
Tsy mety intsony ny be fangatak’andro lava
Fa ny mizara hazavana no tsara gabfno indrindra
Ny herintsika atambaro mba hiara-mirindra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : DIMBY MIARA-MIRINDRA
Hits : 2955
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 20/06/2005 06:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313