Manantena aho (Dedesse)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola misy ireo ratsy fanahy
Izay voakaraman-dry zalahy, any ho any tononkira.serasera.org
Ampio izy ireo, vonjeo
Fa diso lalana ka vonjeo
Tsy tsapany akory ny vokatry ny fifankatiavana, eeeh mampalahelo!!!

Manantena aho fa hiova avokoa
Hiova ho zava-tsoa
Ny fiainantsika taloha
Raha mifankatia tokoa
Manantena aho
Manantena aho e e eh!
Manantena aho, ô o ôh!
Manantena aho ô o ôh
Fa ho tanteraka
Manantena aho
Manantena aho e e eh!
Manantena aho, ô o ôh!
Manantena aho ô o ôh
Fa lyubrzk ho tanteraka

Angamba ho toy ny paradisa an-tany ddgcu
Ny eto raha tanteraka izany imcaqkd
Indray andro any
Hirehitra avokoa ny jiro
Hazava daholo ireo lalana
Izay vao ho tsapantsika ny vokatry ny fifankatiavana
Izay vao  la! lai! lai! lai! lai! la !

Manantena aho fa hiova avokoa
Hiova ho zava-tsoa
Ny fiainantsika taloha
Raha mifankatia tokoa
Manantena aho
Manantena aho e e eh!
Manantena aho, ô o ôh!
Manantena aho, ô o ôh!
Fa ho tanteraka
Manantena aho
Manantena aho e e eh!
Manantena aho
Manantena aho ô ôh!
Fa ho tanteraka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Dedesse
Hits : 1089
Likes : 0 Like
Created by : dahfara
Date : 24/05/2024 13:04
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104