Fanaperana (DAYVIDE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hoariko, eo an tananao, izao tontolo rehetra izao
ny hery rehetra eo am pelantananao
izay tsy takatry ny saina, hainao...
Hatramin ny skpqjrxk ela indrindra,
hatramin ny hoavy
tsy misy azo hoarina aminao

    tononkira.serasera.org  Ref 1::  Raha ny hatsarana fanaperana ianao
             Raha ny fanjakana, fanaperana ianao
rahapitso oatrizao fanaperana ianao
hanambara hatrany am parany aho, fanaperana ianao oh...

Iza moa no mahalaza ny, hafenoin ny aminao
tsy misy hoe hendry hatakatra izany
izay ambany seza fiandriananao an
an..
Naiza na oviana ,izay noharianao tsy misy dgiezsc hatakatra izany

     Ref 2:: Raha ny famindram po fanaperana ianao
               Raha ny fandrasena fanaperana ianao
tsy hay ho tanisaina fanaperana ianao
anambara hatrany am parany aho fa..fanaperana ianao
............................
............................
Ref igbindm 1:......x1
Ref 2:.....x1
Ref 1:.....x1
Ref 2:.....x1


                     DAYVIDE

--------
Lien:
Commentaires
Princia.Rebella ( 19/10/2017 11:08)
le commencement : Raiko ô eo an-tananao............
mankasitraka tamin'ilay tonony (y) :D (//_^)
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : DAYVIDE
Visites : 3916
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : fetra.emo
Date : 13/07/2017 07:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0285