Fanaperana (DAYVIDE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hoariko, eo an tananao, izao tontolo rehetra izao
ny hery rehetra eo am pelantananao
izay xxkhhqns tsy takatry ny saina, hainao...
Hatramin ny ela indrindra,
hatramin ny hoavy
tsy misy azo hoarina aminao

     Ref 1::  Raha ny hatsarana fanaperana ianao
  ziruqi            Raha ny fanjakana, fanaperana ianao
rahapitso oatrizao fanaperana ianao
hanambara hatrany am parany aho, ldffooj fanaperana ianao oh...

Iza moa no mahalaza ny, hafenoin ny aminao
tsy misy hoe hendry hatakatra izany
izay ambany seza fiandriananao an
an..
Naiza na oviana ,izay noharianao tsy misy hatakatra izany

     Ref 2:: Raha ny famindram po fanaperana ianao
               Raha ny fandrasena fanaperana ianao
tsy hay ho tanisaina fanaperana ianao
anambara hatrany am parany aho fa..fanaperana ianao
............................
............................
Ref 1:......x1
Ref 2:.....x1
Ref 1:.....x1
tononkira.serasera.org Ref 2:.....x1


                     DAYVIDE

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : DAYVIDE
Hits : 2433
Likes : 0 Like
Created by : fetra.emo
Date : 02/08/2017 08:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3488