AMIN'NY TAHOTRA SY HOVITRA (DAYVIDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny tahotra sy hovitra no hiderako
Anao Jesosy Mpanjakanay
Mahery Tompo ô ny Fanahinao
Iraho hameno ny fonay
Ankehitriny manenika anay afon’ny Fanahy
Oh! Vontosy ny hosotrao ny olonao
Anao tononkira.serasera.org ny Dera Haja efjoik sy wixee jaubmxvy Hery
Voninahitra mandrakizay (2)

--------
Lien: