You are here: home > Tononkira > DADAVY

Veloma (DADAVY)

https://tononkira.serasera.org/hira/dadavy/veloma

Tonga ny ora hiaingako
Ry tiana ô, ry tokiko
Hisaraka hifandao
Nefa kosa mbola hiaona

Andeha aho ka veloma ianao
Veloma vetivety
Etsy hifanoroka farany
Fafao ntononkira.serasera.orgy ranomaso

Ny hanadino dia sanatria
Amiko ry tsy foiko
Ianao no mitandrema
Sao resin'ny fakam-panahy

Andeha aho ka veloma ianao
Veloma vetivety
Etsy hifanoroka farany
Fafao ny ranomaso

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : DADAVY
Mpamaky : 68
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 08/02/2020 21:51:32
ID : 12548

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo