You are here: home > Tononkira > D.O.M ROCK

MPANOTA (D.O.M ROCK)

1- Efa be loatra ny vitany, be loatra ny vitany
Leo izy ka lasa nandao ny akaniny
Tsy nisy nahalala izay tao am-pony
Leo izy ka lasa tsy hiverina intsony

2- Nilaozako ny fiainako teo aloha
Izaho irery ihany no hanafaka ny tenako
Izany no kendreko, izany no tarigetrako
Mivoaha dahotononkira.serasera.orglo, ka avelao handeha

Refrain :
Aiza re ny hazavana no nosoloin'ny fahotana (2)

3- Nipetraka teto izahay nandinika ny manodidina
    Lasa ny mazava, tonga indray ny haizina
    Tsiky kely monja no teo amin'ny molony
    Nisasa izy dia niakanjo dia lasa nodimandry.

A/C: Dominique RABARAONA (D.O.M Rock)

Mpihira : D.O.M ROCK
Mpamaky : 120
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Allias Aachîm (D.O.M)
Tamin'ny : 20/03/2022 19:35:56
ID : 13994

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo