APOKALIPSY (hiran'ny D.O.M Rock ofisialy) (D.O.M ROCK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mipoitra avy lavitra, izay tsy fantatraKiaka tokana manako, tsy mijanona
Indreny fa mandalo milahatra ny fotsy, ny mena, ny mainty sy ny hatsatratra. (Apokalipsy 6:2-4-5-8)
Manenika ny havoana sy ny lohasaha
Ny aloka toy ny avelo mampatahotra
F'ireo manam-pinoana ihany no afaka
Amin'ny fahatezeran'ny habakabaka. (Hebreo 10:38)
Refrain :
Rivo-mahery sy oram-baratra
No menomeno ny fiainana
Avy lavitra hanafay ireo tsy marina
Sy ireo mpanefy vy sandoka
Tonalité originale : Mi minor
A/C: Dominique RABARAONA (Bass,Vocal)
Allias AACKHÎM (Guitare,vocal)
Dylan RABARAONA (Guitare, vocal)
Ritchie RABARAONA (Son)
Othniel FITIAVANA (Drums, vocal)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : D.O.M ROCKVangy : 631
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Allias Aachîm (D.O.M)
Daty : 18/03/2022 21:49