MPANOTA (D.O.M ROCK)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Efa be loatra ny vitany, be loatra ny vitany
Leo izy ka lasa lbaxs nandao ny akaniny
Tsy uosomim nisy tononkira.serasera.org nahalala izay tao am-pony
Leo izy ka lasa tsy hiverina mnyyrf intsony

2- Nilaozako ny fiainako teo aloha
Izaho irery ihany no hanafaka ny tenako
Izany no kendreko, izany no tarigetrako
Mivoaha daholo, ka avelao handeha

Refrain :
Aiza re ny hazavana no nosoloin'ny fahotana (2)

3- Nipetraka teto izahay nandinika ny manodidina
    Lasa ny mazava, tonga indray ny haizina
    Tsiky kely monja no teo amin'ny molony
    Nisasa izy dia niakanjo dia lasa nodimandry.

A/C: Dominique RABARAONA (D.O.M Rock)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : D.O.M ROCK
Hits : 1276
Likes : 0 Like
Created by : Allias Aachîm (D.O.M)
Date : 20/03/2022 20:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308