Premier amour (D-Lain)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanambady 'zaho, ts'isy nanosika, tsy an-tery e!
Fitiavako izy am-po madio tsy par intérêt iee!
Milamindamigny raha jiaby, ts'isy malomalo, ts'isy adiady
Tokantrano tena modely, ts'isy raha manque e!

Nefa anaranao iny mbola hirahiraiko o!
Raha tsy tian'ny foko iny mbola nidirako o!

Nalaiko vady ianao vady e!
Fitiavako anao sincère e!
Nefa premier amour-ko taloha, taloha,
Efa vita tombokase
Nalaiko vady ianao vady e!

Sagnatriaviko, sagnatria
Sagnatria za 'ndreha hamitaka anao,
Anao tsy vady provisoire ka,
Ko azo raha ilaiko, hialako anao
Ny ato am-poko, ny ato am-poko tsy voahova e!
Fa ny ato am-poko, ny ato am-poko tsy voahova e!

Nefa anaranao iny mbola hirahiraiko o!
Raha tsy tian'ny foko iny mbola nidirako o!

Nalaiko vady ianao vady e!
Fitiavako anao sincère e!
Nefa premier amour-ko taloha, taloha,
Efa vita tombokase
Nalaiko vady ianao vady e!

e! he e!

Premier amour, premier amour, premier amour
Oh oh oh premier amour,
Oh oh anaranao iny mbola hirahiraiko o!
Raha tsy tian'ny foko iny mbola nidirako o!

Nalaiko vady ianao vady e!
Fitiavako anao sincère e!
Nefa premier amour-ko taloha, taloha,
Efa vita tombokase
Nalaiko vady ianao vady e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : D-Lain
Vangy : 508
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : litarazavar
Daty : 14/02/2024 08:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1673