Hazolava (D-Lain)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Koike!
Mbo lavitsy ty lala ombako
Mangataky aminao hitsinjo ny dia
Miangave! Miangave!
Tsy moramora ny  manoma ty hoave
Tsipazo rano zahay Ragnadria
Hanjare! Hanjare!
Hisesy ny haravoana sy jaly
Sedra maro ady mampitomane
Lafa iha ro mialoha lalana azy
Tsy misy mahatana zane x2
Ref/ Eh HAZOLAVA Ehe
HAZOLAVA
Tsimbino, tsimbino tsy hanino oh
Nareo HAZOMANGA
Mitalaho aminao Ragnadria
Tsy manery zahay sanatria
Olombelo tia misalasala
Olombelo tia misary adala
Laha misy anao mitari-dala
Misy dikany ny fikasana
Ferineso zahay k'aza miala
Hisesy...
Ref...
Miandrandra Anao ny eto an-tane
Iha raiky avao mampanjare
Eka nine!
Fitahianao d'efa ampe
Mikaiky anao KOEZE
Ref...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : D-Lain
Vangy : 126
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NirellaDehar
Daty : 25/02/2025 18:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4777