Natao aia ny Batemy (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanaka malala ny Ray isika noho ny batemy
Nantsoiny ho mpaminany
Hitory vaovao mahafaly
Hitory vaovao mahafaly
Misy reo tsy te hahalala
Lasa ka nandao ny Fiangonana Reny niteraka
Nanjary zanaka adala, zanaka adala
Natao aia ny Batemy? 'Zay noraisinao
No nanao tsipa-doha ny laka nitana
Tsy odkgzqbg nandray intsony ny anatry ny Ray
Zanaka malala ny Ray isika noho ny batemy
Nataony ho mpisorona
Hanolotra sorona
Hanolotra sorona
Zanaka malala ny Ray isika noho ny batemy
Nasandrany ho mpanjaka
Handray ireo sowt adidy masina
Handray ireo adidy masina
Ndao e,Ndao nareo e!
Fotoana ifohazan'izao e
Hamaly babena ny Reny yqzd niboahana
nanao soa anareo zay tsy mahafoy
Ny Fanahin'ny Tompo e!
Manentana anareo e!
Hiverina an-tranon-dRay
Handray tononkira.serasera.org ireo hasina nanandratan' anareo
Ho zanaka malala
Vonona hijoro vavolombelona
Vonona hijoro, mba ho fanasina
Handray ireo adidy, adidy masina
Hanitatra ny fanjakan'ANDRIAMANITRA
Nantsoiny ho mpaminany
Hitory vaovao mahafaly
Hitory vaovao mahafaly
Misy reo tsy te hahalala
Lasa ka nandao ny Fiangonana Reny niteraka
Nanjary zanaka adala, zanaka adala
Natao aia ny Batemy? 'Zay noraisinao
No nanao tsipa-doha ny laka nitana
Tsy odkgzqbg nandray intsony ny anatry ny Ray
Zanaka malala ny Ray isika noho ny batemy
Nataony ho mpisorona
Hanolotra sorona
Hanolotra sorona
Zanaka malala ny Ray isika noho ny batemy
Nasandrany ho mpanjaka
Handray ireo sowt adidy masina
Handray ireo adidy masina
Ndao e,Ndao nareo e!
Fotoana ifohazan'izao e
Hamaly babena ny Reny yqzd niboahana
nanao soa anareo zay tsy mahafoy
Ny Fanahin'ny Tompo e!
Manentana anareo e!
Hiverina an-tranon-dRay
Handray tononkira.serasera.org ireo hasina nanandratan' anareo
Ho zanaka malala
Vonona hijoro vavolombelona
Vonona hijoro, mba ho fanasina
Handray ireo adidy, adidy masina
Hanitatra ny fanjakan'ANDRIAMANITRA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 687
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 09:03
