Fitiavana marina (Chorale Tafiky Ny Lanitra Antsakoameloka Morondava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And1:
Efa tonga izao, tononkira.serasera.org ny Tomponao
Hanafaka anao, raha mety anao
Hanala ny otanao, ny tsy finonao
Ireo ady lava, tsy fitiavana
Ref1:
Amboaro aho Jesosy ô
Mba hanam-pitiavana
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Ireo fahotana maro fchwg voasarom-pitiavana
Inty aho Jeso, iriko ho toa Anao
And2:
Ô ry olona ô, meteza re
Mba hifankatia ka ho doria
Hasambarana ho anao, raha toa ekenao
Fa tsy tschil msy intsony ireo oyqpbkc fahavalonao
Ref2:
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Ireo fahotana maro voasarom-pitiavana
Inty aho Jeso, iriko ho toa Anao
Efa tonga izao, tononkira.serasera.org ny Tomponao
Hanafaka anao, raha mety anao
Hanala ny otanao, ny tsy finonao
Ireo ady lava, tsy fitiavana
Ref1:
Amboaro aho Jesosy ô
Mba hanam-pitiavana
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Ireo fahotana maro fchwg voasarom-pitiavana
Inty aho Jeso, iriko ho toa Anao
And2:
Ô ry olona ô, meteza re
Mba hifankatia ka ho doria
Hasambarana ho anao, raha toa ekenao
Fa tsy tschil msy intsony ireo oyqpbkc fahavalonao
Ref2:
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Ireo fahotana maro voasarom-pitiavana
Inty aho Jeso, iriko ho toa Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Tafiky Ny Lanitra Antsakoameloka MorondavaVisites : 550
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : neraniaina
Date : 18/07/2025 15:55
