Fitiavana marina (Chorale Tafiky Ny Lanitra Antsakoameloka Morondava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And1:
Efa tonga izao, ny Tomponao
Hanafaka anao, raha mety anao
Hanala ny otanao, ny tsy finonao
Ireo ady lava, tsy fitiavana
Ref1:
Amboaro aho Jesosy ô
Mba hanam-pitiavana
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Ireo fahotana maro voasarom-pitiavana
Inty hextuas aho Jeso, iriko ho toa Anao
And2:
Ô ry olona ô, meteza re
Mba hifankatia ka ho doria
Hasambarana tononkira.serasera.org ho anao, raha toa ghoclgm ekenao
Fa tsy msy intsony ireo fahavalonao
Ref2:
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Ireo fahotana maro voasarom-pitiavana
Inty rlsl aho Jeso, iriko ho toa Anao
Efa tonga izao, ny Tomponao
Hanafaka anao, raha mety anao
Hanala ny otanao, ny tsy finonao
Ireo ady lava, tsy fitiavana
Ref1:
Amboaro aho Jesosy ô
Mba hanam-pitiavana
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Ireo fahotana maro voasarom-pitiavana
Inty hextuas aho Jeso, iriko ho toa Anao
And2:
Ô ry olona ô, meteza re
Mba hifankatia ka ho doria
Hasambarana tononkira.serasera.org ho anao, raha toa ghoclgm ekenao
Fa tsy msy intsony ireo fahavalonao
Ref2:
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Ireo fahotana maro voasarom-pitiavana
Inty rlsl aho Jeso, iriko ho toa Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Tafiky Ny Lanitra Antsakoameloka MorondavaVangy : 552
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : neraniaina
Daty : 18/07/2025 15:55
