Hifampitantana (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao,Tsika hifamela, ou ! ou ! ou ! ou !
Ndao hifankatia, ou ! ou ! ou ! ou !
Ndao hifanasoa, ou ! ou ! ou ! ou !
Ndao hitambatra eh!
Ndao,
Hifampitantana eh!
Hiara-dia
Hifandray tanàna eh,
Ou ! ou ! ou ! ou!
Hifampitantana eh!
Hifanome fiadanana eh!
Hifampitantana eh ! Hiombona amin’I Jesoa…
Hifampitantana eh! Atambatry ny fanahy…
Hifandray tanana eh! Fa mpianatr’I Jesoa…
Hifampitantana eh! Ho voninahitry ny Ray
Hifampitantana eh!
A/C RAOLOTIANA Herizo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVangy : 20
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hubertoepala
Daty : 12/02/2026 17:11
