APETRAKO EO AMINAO (Chorale JIZRAHIA FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Chorale JIZRAHIA FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy

Apetrako eo Aminao, ny amiko avokoa
Foiko ho tantananao tsy ny iray na roa,
Eny izay rehetra momba ahy, indro atolotro,
Tenako fo sy fanahy oneno.

REf: Anilanao Jesoa no ho safidiko,
Ka higoka ny maminao iriko,
F’Ianao nilaza hoe matokia,
F’Izaho tsy andao anao sanatria,
Homba sy hanolotra fitsaharana

Apetrako eo aminao, ny fiainako,
Tsy misy afa tsy Ianao no itarainako,
Entiko ho sahaninao ny adin-tsaiko,
Nefa izay sitrakao teliko.

Ref: ....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale JIZRAHIA FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy
Visites : 6083
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : joura
Date : 09/06/2009 14:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0784