Mibebaha (Chorale Feon'ny Fanantenana JPII Ampahidrano Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mibebaha
1. Isika rehetra izao natao hifanavotse
Mba ho tafita e amin'ity fiainana
Tsy natao hifamono fa natao mba hifankatea
Mba ho tanteraka e 'ty soratra Masina
Ref : Lalan-tokana no hizorantsika
Any amin'ny lapan'ny lanitra
Tsy yfuvsc mba roa na telo fa tokana pynydmc
Ôô Mibebaha isika fa akaiky ny farany e
2. Fitiavana, fifankatiavana
No andeha hampanjakaina andeha hampamaharana
K'izay mifankahala dia hampahafantarina
Fa tsy ho tafiditra ao amin'ny lapan'ny lanitra
Ref
Anareo longoko ô, anareo havaka aby
Mitandrema re f'efa akaiky ny farany e
Eeeeeee
Ref
Ho avy ny Tomponao e
Hitsara anao 'zay mbô tsy mino io ô
Na ny nagnano ny tsara
Na ny nagnano ny raty eee
Ho avy ny Tomponao tononkira.serasera.org eeee
Ho avy faiabna ny Tomponao
A.C: Lydah's
1. Isika rehetra izao natao hifanavotse
Mba ho tafita e amin'ity fiainana
Tsy natao hifamono fa natao mba hifankatea
Mba ho tanteraka e 'ty soratra Masina
Ref : Lalan-tokana no hizorantsika
Any amin'ny lapan'ny lanitra
Tsy yfuvsc mba roa na telo fa tokana pynydmc
Ôô Mibebaha isika fa akaiky ny farany e
2. Fitiavana, fifankatiavana
No andeha hampanjakaina andeha hampamaharana
K'izay mifankahala dia hampahafantarina
Fa tsy ho tafiditra ao amin'ny lapan'ny lanitra
Ref
Anareo longoko ô, anareo havaka aby
Mitandrema re f'efa akaiky ny farany e
Eeeeeee
Ref
Ho avy ny Tomponao e
Hitsara anao 'zay mbô tsy mino io ô
Na ny nagnano ny tsara
Na ny nagnano ny raty eee
Ho avy ny Tomponao tononkira.serasera.org eeee
Ho avy faiabna ny Tomponao
A.C: Lydah's
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Fanantenana JPII Ampahidrano FianarantsoaVangy : 277
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : YAVD
Daty : 31/10/2025 05:41
