hafa-drazezo (Chorale Feon'ny Fanantenana JPII Ampahidrano Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I e e e agnay zao mikaiky anao ô ô
I e e e FFJ zao avy eto izao ô ô

Agnay e mangaika ko avia magnatogna e e
Manao azafady fa hitarogna hilaza hafatsa a
Ira drajezo ro avy eto ko ano magnenga ô ô
Avelao ny taoraha ko marea atetohekana
Uhmmmm aja laitsa a a a
O o o o o o ( choral)
Izao ro dinazany tamin ny Evanjely ( hoaa)
Nosoratany ny mpianany niaraka taminazy a
Mandihana agnareo mitoria ko mampianara
Ataovy tonga mpianatso ny firinean drehetra

Ref: Zao e ro tarogna
Zay e ro hafany
Taro indraim Bava izao ko ampitaina hoatsika
Zao e ro tarogna
Zay e ro hafany
Tsa sitrany mihintsy eny moa ny hahavery anao ô ô
Fa ny hahavonjy  anao ( bass)
Ro sitrany, ro tanjony

Jesoa anie raona sahiragna ny aminao e e
Fa agnao dia variagna amin'ny fiaigna mandalo izao ô ô
Ny hahavonjy anao eny moa ro mba fagniriany ô ô
Ko ano hagnatogna azy ialao ny fomba foano
Zany hoe mibebaha a a
Ho anao ro nanoloran ny tegnany tamin ny hazo (hoa a)
Lakroam pamonjena eny izay lehe tsa fatatsao a a a a
Ko ano asivo dikany moa izay voalaza izay
Fa raha tsamba sangy eny izay fa tena fitiavana                                                



    Antokom-pihira Feon'ny Fanantenana JPII Ampahidrano
A/C  lydah's
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Fanantenana JPII Ampahidrano Fianarantsoa
Vangy : 147
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : YAVD
Daty : 28/10/2025 15:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0689